|
|
|
|

Teny iditra1  tompon' ny laka
Singan-teny  2  tompo, laka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza ny vato mahazo ny toerana afovoany izay toerana tsara indrindra satria misy lalana valo azony ikisahana avy eo amin' ny misy azy eo
5  mahazo toerana tsara ahafahana manao izay tiana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to win acceptance; to arrive in a favorable situation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  qui est accepté; qui se trouve en bonne position [1.8]
Tovy hevitra  8  mahazo laka

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18