Teny iditra (1/3) | 1 toña |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Fivavahana, finoana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 (prononcé togna). Préparation qu'on administrait en secret aux boeufs d'un autre éleveur afin de les rendre indociles, dangereux pour leur propriétaire. Considéré comme un maléfice (tout ce qui touchait aux boeufs était aussi important que ce qui avait trait aux humains). [Betsileo]
[1.196] |
Teny iditra (2/3) | 5 tona |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Voambolana |
7 Haibiby: trondro |
Fanazavàna teny malagasy |
8 amalona [Taisaka]
[1.78] 9 amalombandana na karazan-toho goay be [Tanala] [1.78] 10 Anaran-kafa ilazana ny amalom-bandana [1.1] |
Mpanahaka | 11 driatra |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny tona io |
Teny iditra (3/3) | 13 tona |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Voambolana |
15 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Fanazavàna teny malagasy |
16 Bibilava lehibe mpandeha amin' ny alina sy amin' ny toerana maizimaizina [1.1] |
Tovy hevitra | 17 dona |
Fivaditsoratra | 18 Nato, nato, tano, tona, toña, Nato, nato, tano, tona, toña |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |