|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  toña
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  (prononcé togna). Préparation qu'on administrait en secret aux boeufs d'un autre éleveur afin de les rendre indociles, dangereux pour leur propriétaire. Considéré comme un maléfice (tout ce qui touchait aux boeufs était aussi important que ce qui avait trait aux humains). [Betsileo] [1.196]
Voambolana  4  Fivavahana, finoana

Teny iditra (2/3)5  tona
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  amalona [Taisaka] [1.78]
8  amalombandana na karazan-toho goay be [Tanala] [1.78]
9  Anaran-kafa ilazana ny amalom-bandana [1.1]
Voambolana  10  Haibiby: trondro
Mpanahaka  11  driatra

Teny iditra (3/3)12  tona
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  Bibilava lehibe mpandeha amin' ny alina sy amin' ny toerana maizimaizina [1.1]
Voambolana  15  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tovy hevitra  16  dona

Fivaditsoratra  17  anto, Nato, nato, onta, tano, taon, tona, toña, anto, Nato, nato, onta, tano, taon, tona, toña

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31