Teny iditra (1/4) | 1 tonaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanatsoforana dona-tsetroka hampivoaka ny biby avy ao an-davany na izay itoerany; vono atao, fikapohana |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/4) | 5 tonaka |
Sokajin-teny | 6 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Teny miaraka mandrakariva amin'ny "ilay" na "ikala", ka entina milaza olon-dratsy tsy vanona na tsy misy antony: Nofitahin' ilay tonaka iny indray aho lahy! |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 9 tonàka |
Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Fatra-pipetra-potsiny tsy manao na inona na inona; mpidonana-poana. |
Sampanteny |
|
Teny iditra (4/4) | 14 tonaka |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.196] (pris adjectivement : fainéant, stupide). Pelargonium madagascariense Baker (Geraniaceae). Nom malgache relevé par Grandidier. Son origine est obscure. [Betsileo]
|
Voambolana |
17 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 19 akaton, akotan, antoka, atakon, atokan, atonak, kantao, katona, kotana, naatok, nakato, nakota, natako, natoka, takona, tanako, tokana, tonaka, tonàka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/14 |
![]() |