|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tone
Sokajin-teny  2  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  3  ara-drariny [Tanosy] [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  4  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (2/2)5  tone
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny anglisy  7  fomban'ny feo na feon-javatra maneno, naota iray amin'ny mozika
8  fomba fitenenana na fanoratana mbamin'ny toe-panahy ambarany
9  loko, loko ankapobeny eo amin'ny sary [1.17]

Fivaditsoratra  10  ento, teno, tone

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31