|
|
|
|

Teny iditra1  tonga hery
Singan-teny  2  tonga, hery
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny ranon-javatra, toy ny ranom-boaloboka hatao divay, izay navela hamorivory ka mby amin' ny fara hery mety hananany

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07