Teny iditra tongika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana tohizan-doham-balala, na rehefa mety ho tohizan-javatra boribory ka mifanety
Famoretana, fampikitrohana
Fandrisihana hanao ratsy [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31