|
|
|
|

Teny iditra 1  tongilana
Fototeny  2 hilana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 Tsy mipetraka marina tsara ka mirona amin' ny ilany iray
20 Voatarika amin' ny ratsy, miangatra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  21 penché [1.20]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20