|
|
|
|

Teny iditra 1  tontafana
Fototeny  2 tonta
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Zerana: Notontafany vato aho
9 Velezina: Tontafy kanonta io alika io
10 Asiana: Notontafan' ny fofoka aho ka nandamaka tao am-pandriana [1.1]
Tovy hevitra  11 tontana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22