|
|
|
|

Teny iditra 1  tontolo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy mivaky, tsy nahafahana: Indray andro tontolo
5 Rehetra tsy misy avaka: Midera an' Andriamanitra ny tany tontolo raha vao maraina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the whole; total [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 tous, tout entier, en totalité [1.3#729]
8 le tout, total [1.8]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 10 misy ny teny hoe tontolo
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21