| Teny iditra | 1 tontosa |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Vita tsara daholo: Tontosa ny zavatra rehetra
16 Lavorary, tomombana: Lahasa tontosa izany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 accomplished
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 accompli
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|