|
|
|
|

Teny iditra 1  topazana
Fototeny  2 topy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Jerena kely miserana (arahin' ny teny "maso" mandrakariva izy io rehefa ampiasaina): Ohatrany ranomasina midadasika no fijery io tany lemaka io rehefa topaza-maso
9 Tsipazana, andefasana (rano, lefona): Notopazany rano tamin' ny tavy ny zanako nandalo teo antokotaniny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be glanced at
11 to be sprinkled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 à quoi (qui) on jette un coup d'oeil
13 qu'on asperge d'eau [1.8]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21