|
|
|
|

Teny iditra 1  torahana
Fototeny  2 toraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza zavatra na olona anipazana vato tetehina hahavoa azy: Notorahany aho fa nahay niala ka tsy voany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Contre quoi on lance: Notorahan’ ny ankizy vato ny paisonay: (Les enfants ont lancé des pierres contre nos pêchés) [1.3#730]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe torahana
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 rotahana, 13 tanaraho, 14 tarohana, 15 toharana, torahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21