|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  toretra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Mikainkona, mifendrotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  être ratatiné [1.3]

Teny iditra (2/3)5  toretra
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7  Tsy kinga, votsa, kisinina, osa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8  être engourdi, lambin [1.3]

Teny iditra (3/3)9  toretra
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Voambolana  11  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Fanazavàna teny malagasy  12  Enti-milaza ny voankazo vokatra mitangongo eny ambony hazo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  serré; se dit des fruits nombreux d'un arbre [1.3]
14  (adjectif, toute l'île). Se dit des fleurs ou des fruits très densément disposés, très serrés les uns contre les autres. [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31