|
|
|
|

Teny iditra 1  torotoroina
Fototeny  2 torotoro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Vakina atao potipotika, montsanina: Notorotoroiny tamin' ny vato ny siniko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be crushed to pieces [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on écrase [1.8]

Fivaditsoratra  11 rotorotoina, torotoroina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20