Teny iditra tosaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mitobaka any ivelany, miraraka na mihanaka noho ny habetsahany
Miparitaka eo am-pahavakiana
Tapaka. [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra tosaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Refin-kadirin-drano mikoriana isan-tsegondra amin'ny metatra toratelo amin'ny vavarano na toerana iray amin'ny renirano [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Débit [1.13]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31