Teny iditra (1/2) | 1 tosy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
6 Fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenam-pitia amin' ny olona ifampiresahana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 requête, supplique, demande familière, comme celle d’un enfant à ses parents [1.3#734] |
Teny iditra (2/2) | 8 tosy |
Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
Voambolana |
10 Kilalao |
Fanazavàna teny malagasy |
11 Voakasika (ilazana ny kanety lalaovin' ny ankizy rehefa mifampikasika alohan' ny hidirany ao anaty lavaka): Tosy, leity a ! [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 touché, se dit d’une bille qui a touché quelqu’un ou une autre bille au jeu 13 touché, se dit des caractères d imprimerie sur lesquels on fait passer le rouleau [1.3#734] |
Fivaditsoratra | 14 otsy, tosy |
Nohavaozina tamin' ny 2022/03/03 |