|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  totozy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Biby mitovy bika aman' endrika amin' ny voalavo fa kely
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a mouse
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.54, 1.8] souris
Voambolana  6  Haibiby: mampinono
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny totozy io
Lahatsoratra  10  Randzavola: totozy ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)11  totozy
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1] Vy kely lavalava ihorongoronan' ny kofehy ampiasaina amin' ny milina fanjairana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07