Teny iditra tovanana (tovana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana tovana, ampiana avy ao ambany na avy eo aoriana: Notovananailay kofehy vao ampy namatorana ny rata [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be lengthened [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on allonge [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tovanana, tovanako, tovananao, tovanany, tovanantsika, tovananay, tovananareo, tovanan', tovanan-, tovanam-, tovana-
Ny lasa : notovanana, notovanako, notovananao, notovanany, notovanantsika, notovananay, notovananareo, notovanan', notovanan-, notovanam-, notovana-
Ny hoavy : hotovanana, hotovanako, hotovananao, hotovanany, hotovanantsika, hotovananay, hotovananareo, hotovanan', hotovanan-, hotovanam-, hotovana-
Filaza mandidy : tovano
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31