|
|
|
|

Teny iditra 1  tovina
Fototeny  2 to
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tanterahina: Tovy ny tenindray aman-dreninao, anaka [1.1#967]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on accomplit, qu'on agrée [1.3#704]
Ohatra  10  Any aoriana, raha misy te-hanampy na hanala amin' izany izy roa tonta, dia azony atao araka izay tiany izany, ka tsy maintsy tovina izay nanampy na nalana. [2.996#20.8.30]

Fivaditsoratra  11 Tanivo, 12 tavony, 13 tôvany, tovina, 14 vatony

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20