|
|
|
|

Teny iditra 1  tovonana
Fototeny  2 tovona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampiana avy eo ambony: Tovony ny tranonao fa iva loatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 à quoi on ajoute [1.3]
Ohatra  10  ka izay efa vita dia tovonana ihany. [2.347]
11  Ary azo amboarina tsara ny zavatra : tovonana na anesorana araka izay ilaina hahavanonany. [1.377]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21