Teny iditra | 1 trafo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haiaina |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Ilay mivohitra eo an-doha soroky ny karazambiby sasantsasany, toy ny omby, rameva, sns... 5 Fivontosana sampona eo an-damosina ka mahavokoka 6 Zava-tsy misaraka amin' ny tena. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 the hump of cattle [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 la bosse du boeuf [1.8] |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny trafo io |
Fivaditsoratra | 13 fatro, fotra, trafo, trofa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16 |