|
|
|
|

Teny iditra1  tranainy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy vao fa taloha, efa ela: Trano tranainy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] old, out of date
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] vieux; âgé, ancien; démodé
6  [1.13] archaïque
Ohatra  7  Efa ela natao moa ilay trano ka efa tranainy tokoa. [2.472]
Lohateny  8  Lamby nefa tsy rota : Tranainy nefa tsy simba (Razafiniaina Charlotte)

Fivaditsoratra  9  aniritan, antrainy, arintany, atraniny, iantrany, iranitan, nanirita, natariny, natrainy, niranita, niriatan, nitairan, nitarany, nitarina, ranitany, ranitina, tarainin, taraniny, tranainy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/01