|
|
|
|

Teny iditra 1  trebona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Fitsimohan' ny zavamaniry
19 Fanatsatohana zavatra marani-doha amin-javatra malemilemy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20 (toute l'île). En parlant des plantes, ce mot s'emploie dans trois significations :
21 Germination très dense, comme celle du riz semé en pépinière ;
22 Repousse des herbes potagères quand on a coupé leurs tiges une première fois.
23 Bourgeonnement très serré, comme celui des arbres taillés « en tête de saule ». [1.196]
Voambolana  24  Haizavamaniry
Fikambanana  25  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe trebona

Fivaditsoratra  26 tranobe, trebona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20