| Teny iditra | 1 trebotrebo |
| Sokajin-teny | 2 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Hita amin' ny fitenenana hoe: mamono olona an-trebotrebo
[1.1] |
| Fikambanana | 4 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe trebotrebo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|