|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  trifona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny fameno :
4  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  5  Fitronana, toy ny an' ny omby na soavaly [1.1]
Ohatra  6  Ary trifona kosa nandositra an-tsambo ho any Ortosiasa. [2.996]
Tsipelina hafa  7  trefona

Teny iditra (2/2)8  Trifona
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  10  Soratra Masina
Fanazavàna teny frantsay  11  Tryphon [2.996]
Tsanganana sy sary iray takila  12  Fitanisana
Lahatsoratra  13  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Trifona

Fivaditsoratra  14  fitrona, fonitra, trifano, trifona, trofina

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/18