Teny iditra | trigôna | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Faritra fotsy eo ambonin'ny ravim-po fahatelo [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Trigone [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Fivaditsoratra | atrongy, rangito, traingo, trigôna |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |