|
|
|
|

Teny iditra1  trinotro
Fototeny  2  trotro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Trotroina, voatrotro: Zaza mbola trinotron-dreniny io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  porté sur la poitrine entre les bras [1.3#747]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9  voatrotro

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20