| Teny iditra (1/2) | 1 tritry |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
4 [Antambahoaka+Bezanozano+Sihanaka+Tanala] taolan-tehezana, tehezana
[1.78] 5 [Antesaka] taolan-tehezana [1.78] 6 [Bara] tratra [1.78] 7 Ny taolana mifampitohitohy amin' ny hazondamosin' ny olona na ny biby [1.1] 8 taolan-tratra [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 côte
[1.13] |
| Voambolana | 10 Haiaina |
| Tovy hevitra | 11 vany |
| Teny iditra (2/2) | 12 tritry |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 [Antesaka] takiba, ila
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|