|
|
|
|

Teny iditra 1  trohina
Fototeny  2 troka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Sintonina amin' ny orona na vava, amin' ny alalan' ny rivotra: Trohy ny tsoka amin' ity taolana ity fa tsara [1.1]
Voambolana  9  Haiaina
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 honitra, trohina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21