Teny iditra | 1 trosa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Volan' olona any amin' ny tena mbola tsy maintsy haloa: Tsy mahaloa ny trosaho ianao ka hotoriko Adidy tsy maintsy hatao na hotanterahina; zavatra tsy maintsy hatao; fankasitrahana: Anananao trosa aho tamin' ny namonjenao ahy. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] dette, traite |
Ohatra |
5 Indrindra izaho mbola mandoa trosa ity. [2.4#] 6 ary sao manantena hanana ka mahabe trosa. [2.346#34] 7 Ireo olona verin-trosa noho ny fahabankiona ka tsy mbola voaverin-jo; [2.114#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny trosa io |
Lahatsoratra |
28 Randzavola: trosa ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 29 rotsa, satro, satro-, trosa, tsaro, tsora |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |