|
|
|
|

Teny iditra1  trosa
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Anarana :
6  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  7  Volan' olona any amin' ny tena mbola tsy maintsy haloa: Tsy mahaloa ny trosaho ianao ka hotoriko
8  Adidy tsy maintsy hatao na hotanterahina; zavatra tsy maintsy hatao; fankasitrahana: Anananao trosa aho tamin' ny namonjenao ahy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9  dette, traite [1.13]
Ohatra  10  Indrindra izaho mbola mandoa trosa ity. [2.4#]
11  ary sao manantena hanana ka mahabe trosa. [2.346#34]
12  Ireo olona verin-trosa noho ny fahabankiona ka tsy mbola voaverin-jo; [2.114#]
Kamban-teny 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny trosa io
Lahatsoratra  18  Randzavola: trosa ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  19  rotsa, satro-, trosa, tsora

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11