|
|
|
|

Teny iditra 1  trosinina
Fototeny  2 trosina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atositosika ka manjary miforiporitra: Notrosinin' ny zanakao ny tsihinay ka potika
9 Iambezoana: Notrosininy teo izy ka tsy naharitra fa nanome [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 Qu’on pousse, qu’on fait tomber: Aza trosininareo ny tsihy (Ne poussez pas la natte)
11 figuré: qu’on demande, à qui l’on demande [1.3#746]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20