|
|
|
|

Teny iditra 1  trotraka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  7 Vizana fatratra; sasatra mafy; torovana
8 Jereo valaka [1.1]
Ohatra  9  Raha vizan-dahasa izahay taloha, trotraka tanteraka izahay teo. [2.472#28]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe trotraka
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 katratro, 13 kotratra, trotraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21