|
|
|
|

Teny iditra 1  tsabahina
Fototeny  2 tsabaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Haronina amin' ny tanana ka manjary maloto: Tsy hihinana io ro io aho fa efa notsabahin' ny ankizy
9 Enti-milaza zavatr' olona iditridirana tsy misy antony: Aza tsabahinao ny raharahan-tokantranon' olona
10 Idirana: Aza tsabahinareo io trano io fa misy areti-mifindra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20