|
|
|
|

Teny iditra1  tsahivo
Fototeny  2  tsiahy
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tsahivina
Ohatra  4  tsahivo ilay teniko taminao [1.1]
5  tsahivo mandrakariva ny fanekeny, ny teny nataony ho an'ny taranaka arivo mandimby. [2.996]
Tsanganana sy sary iray takila  6  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  7  hatsivo, tsahivo, tsivoha, vohitsa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31