| Teny iditra | 1 tsaikona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
21 Ilay famindra ataon' ny soavaly raha tsy manipy tanana izy
22 Hazakaza-madinika, famindra mipitipitika toy ny hiriotra. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 petit trot
24 pas de marche un peu précipité des porteurs [1.3#749] |
| Ohatra |
25 Ny tsaikona dia hazakaza-madinika.
[2.643#]
26 Ny lehilahy kosa efatra, mandroso, miverina, manao dia tsaikona, miondrika, mihatokatoka ka mihofahofa mbamin'ny sofin'ny satroka penjiny. [2.356#] |
| Fikambanana | 27 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe tsaikona |
| Fivaditsoratra | 28 anatsiko, 29 antsakio, 30 antsioka, 31 atsikano, 32 kotsaina, 33 takosina, tsaikona, 34 tsakoina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|