Teny iditra | tsaingaroroka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Firarian-tsoa atao amin' ny zaza izay mievina, ka ny heviny dia hoe: Aoka hitsainga sy haroroka [1.1] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tsaingaroroka io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |