Teny iditra (1/4) | 1 tsaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Voambolana |
7 Feo |
Fanazavàna teny malagasy |
8 Feo re amin' ny fandidiana zavatra rasaina na lamba tapahina amin' ny antsy maranitra, na amin' ny fanatrabahana tany amin' ny angady maranitra [1.1] |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny tsaka io |
Teny iditra (2/4) | 10 tsaka |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
14 Fitana rano amin' ny firobohana ao anaty rano. [1.1] |
Teny iditra (3/4) | 15 tsaka |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
22 Fakana rano eny an-doharano. [1.1] |
Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny tsaka io |
Teny iditra (4/4) | 24 -tsaka |
Sokajin-teny | 25 endritenin' ny hoe saka |
Fanazavàna teny malagasy |
26 SAka [1.1] |
Fivaditsoratra | 27 katsa, -tsaka, tsaka, katsa, -tsaka, tsaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |