|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tsakoahina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fikainkon' ny hendratrendrany mampisaraka ny tratra sy ny kibo tainpoka ka mahatonga feo hafahafa vokatry ny rivotra mandalo eo amin' ny vavalalan-drivotra: Saiky matetika vokatry ny hatsiaka no mahatonga ny tsakoahina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 hoquet [1.3]
Voambolana  5  Fahasalamana

Teny iditra (2/2) 6  tsakoahina
Sokajin-teny  7  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  11 Voan' ny tsakoahina: Tsakoahina Ibalita kely [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 qui a le hoquet [1.3]
Voambolana  13  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20