Teny iditra | 1 tsakotsakoy (tsakotsako) |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tsakotsakoina |
Ohatra |
3 Dia tsakotsakoy izay teniko izay. [2.528#] 4 tsakotsakoy dia omeo ahy, hoy i Lavabe [1.137#98] |
Tsanganana sy sary iray takila |
5 Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/07/11 |