|
|
|
|

Teny iditra1  tsapika (pika)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Kely madinika
4  Mandringa kely somary mitongilana rehefa mandeha fa tsy ampy halavana ny tongotra ilany. [1.1]
Tovy hevitra  5  tsapitika
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  7  patsika, pitsaka, tsapika, tsipaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10