Teny iditra tsaporitika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Voronkely lava volom-body, mavomavo vasobasoka, tsy manidina avo fa any amin' ny lobolobo iva; ny fanenony dia miretidretika mitovitovy tantana, ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Petit oiseau semblable au tsikirity [1.54]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31