Teny iditra | 1 tsaraingona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Fisalovanana na fisosohana eo anoloan' ny olona; fitsabahana amin' ny raharahan' ny hafa; fanapahana ny tenin' olona mbola mitohy fa tsy mahandry [1.1] |
Fivaditsoratra | 9 sarangotina, tsaraingona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |