Teny iditra tsato-piso
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Faminavinana tsy mifototra amin' ny zavatra mety hisy fa amin' ny kisendrasendra rano fotsiny [1.1]
Singan-teny tsatoka ; piso

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/23