|
|
|
|

Teny iditra 1  tsatsoina
Fototeny  2 tsatso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tonga lefy ny tsirony, tampohan-drano: Notsatsoinareo ity divay ity ka tsy misy heriny intsony
9 Ambanina, atao tsinontsinona: Aza tsatsoinareo ny hevitro [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20