|
|
|
|

Teny iditra 1  tsembohina
Fototeny  2 tsemboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (olona) Atao izay hahatsemboka azy: Tsembohina amin' ny vomanga no fitsabo ny zaza voan' ny kitrotro
9 (zavatra) Atao izay hahatonga azy ho entona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04