Teny iditra tsetsatsetsa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Firefodrefotry ny afo notondrahan-drano na menaka ka mitsotsotsotso ary midonaka; fipitripitriky ny nahandro madiva ho ritra na ny zavatra endasina
Fitenenana sesilany amim-pahamaikana ka toa lasa ho azy: Tsetsatsetsa tsy aritra ihany ny ahy [1.1]
Voambolana 
Sampanteny 
 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31