Teny iditra tsianaby (isika, aby)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Isika rehetra. (Rehefa misy mievina dia hoy ny olona manatrika hoe: "Velona", ary hoy kosa ilay mievina hoe: "Tsianaby") [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Nous tous. Quand quelqu'un éternue, on lui dit "ela velona", vive longtemps. Il répond "tsianaby", (vivons) nous tous [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31