| Teny iditra | 1 tsihifina |
| Fototeny | 2 tsihika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Alaina tsikelikely ambara-pahafongany, ambarapaharitrany: Notsihifiny tao ny volan-dray aman-dreniny ka lany fongana tamin' ny farany
9 Ny rano ao an-tsinibe aza raha tsihifina dia ritra rehefa ela ny ela 10 (hazandrano) Alaina amin' ny tandroho: Taiza no notsihifinao ireo tilapia vaventy ireo? [1.1] |
| Ohatra |
11 na asiana vovo, na tsihifina amy ny tandroho, na jonoina amy ny fintana, na alosika.
[2.48]
|
| Fivaditsoratra | 12 fihatsiny, tsihifina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|